# Inona no notaterin'i Paoly sy Barnabasy teo amin'ny fivondronan'ny mpino? Notaterin'i Paoly sy Barnabasy ireo famantarana sy fahagagana izay nataon'Andriamanitra teo amin'ireo Jentilisa.