# Taorian'ny nilazany izay nanjo azy tamin'ireo mpino, inona no nasain'i Petera nataon'izy ireo? Nasain'i Petera nitatitra ireo zavatra ireo tany amin'i Jakoba sy ireo rahalahy izy ireo.