# Iza no nitoetra heritaona ngarangidina tany Antioka? Nitoetra heritaona ngarangidina tany Antioka i Barnabasy sy Saoly. # Inona no anarana voalohany azon'ireo mpianatra tany Antioka? Tany Antioka no niantsoana voalohany an'ireo mpianatra hoe Kristiana.