# Inona no fehin-kevitr'ireo tao amin'ny fivondronan'ny voafora rehefa nandre ny fanazavan'i Petera izy ireo? Nidera an'Andriamanitra izy ireo ary naka tsoa-kevitra fa nanome fibebahana ho fiainana ho an'ireo Jentilisa ihany koa Andriamanitra.