# Inona no nangatahin'i Saoly alalana tamin'ny mpisoronabe tao Jerosalema mba hatao? Nangataka taratasy i Saoly mba hahafahany mandeha mankany Damaskosy ary hitondra miverina ary mifatotra ireo izay an'ny Lalana.