# Iza no tena nanorina trano ho an'Andriamanitra? Solomona no nanorina trano ho an'Andriamanitra. # Aiza no misy ny seza fiandrianan'ny Avo Indrindra? Ny lanitra no seza fiandrianan'ny Avo Indrinda.