# Hafiriana no nitariahan'i Mosesy an'ireo Israelita tany an'efitra? Nitarika ireo Israelita tany an'efitra nandritra ny efa-polo taona i Mosesy. # Inona no naminanian'i Mosesy tamin'ireo Israelita? Naminany tamin'ireo Israelita i Mosesy fa hanangana mpaminany tahaka azy avy eo amin'ireo rahalahiny Andriamanitra.