# Nandositra nankaiza i Mosesy? Nandositra nakany Midiana i Mosesy. # Rehefa valo-polo taona i Mosesy, inona no hitany? Nahita anjely tao anaty lelafo tao amin'ny memy i Mosesy.