# Ahoana no nahatonga an'i Josefa ho andevo tany Egypta? Nialona azy ireo rahalahiny ary nivarotra azy tany Egypta. # Ahoana no nahatongavan'i Josefa ho governoran'i Egypta? Nanome sitraka sy fahendrena an'i Josefa teo anatrehan'i Farao Andriamanitra.