# Inona no fahotana nataon'i Ananiasy sy Safira? Nandainga i Ananiasy sy Safira tamin'ny nilazany fa nanome ny vidim-pananany manontolo, kanefa ampaham-bidy ihany no nomen'izy ireo.