# Ahoana no nonomezana izay nilain'ireo mpino? Nikambanan'ireo mpino ny zavatra rehetra, ary ireo izay nanana tany dia nivarotra izany ka nanome ny vola mba ho zaraina araka izay nilaina.