# Nahoana no tsy afa-niteny na inona na inona hanohitra an'i Petera sy Jaona ireo mpitarika Jiosy? Tsy afa-niteny na inona na inona ireo mpitarika Jiosy satria nijoro niaraka tamin'i Petera sy Jaona ilay lehilahy sitrana.