# Tamin'ny fahefana inona na tamin'ny anaran'iza ho Petera no nanasitranany ilay lehilahy teo an-Tempoly? Nambaran'i Petera fa tamin'ny anaran'i Jesosy Kristy no nanasitranany ilay lehilahy tao an-Tempoly.