# Inona no nampatsiahivin'i Paoly tamin'ireo olona ny amin'ny nanaovan'izy ireo an'i Jesosy? Nampatsiahy ny olona i Petera fa novonoin'izy ireo i Jesosy. # Inona hoy Petera no nahasitrana ilay lehilahy? Nambaran'i Petera fa ny finoan'ilay lehilahy an'i Jesosy no nahasitrana azy.