# Inona no andro firavoravoan'ny Jiosy niarahan'ireo mpianatra? Tamin'ny andron'ny Pentekosta no niarahan'ireo mpianatra. # Rehefa tonga tao amin'ilay trano ny Fanahy Masina, inona no nanomboka nataon'ireo mpianatra? Nanomboka niteny tamin'ny fiteny hafa ireo mpianatra.