# Inona no takiana amin'izay lehilahy haka ny toerana maha-mpitarika an'i Jodasy? Izay olona handray ny toerany dia tokony ho niaraka tamin'ireo apostoly nanomboka tamin'ny fotoana nanaovan'i Jaona batisa, ary tsy maintsy vavolombelon'ny fitsanganan'i Jesosy tamin'ny maty.