# Inona no nandidian'i Jesosy mba handrasan'ireo apostoly? Nasain'i Jesosy niandry ny fampanantenan'ny Ray ireo apostoliny. # Hatao batisa amin'ny inona ireo apostoly afaka andro vitsy? Hatao batisa amin'ny Fanahy Masina ireo apostoly.