# Inona no fifandraisana eo amin'i Paoly sy Timoty? Timoty dia zanak'i Paoly ara-panahy. # Tamin'iza no nanankinan'i Timoty ny hafatra izay nampianarin'i Paoly azy? Nankinin'i Timoty tamin'ireo olona mahatoky izay afaka mampianatra ny hafa ny hafatra.