# Tsy menatra tamin'ny filazantsara i Paoly, satria izy dia mahatoky fa afaka manao inona azy Andriamanitra? Mahatoky i Paoly fa Andriamanitra dia afaka mitazona izay nankininy tamin'i Paoly mandra-pahatongan'izany andro izany. # Inona no hataon'i Timoty amin'ireo zavatra tsara izay nataon'Andriamanitra taminy? I Timoty dia miambina ny Fanahy Masina amin'ny zavatra tsara izay nataon'Andriamanitra aminy.