# Nahoana no nihira fiderana ho an'ny anaran'i Yaveh i Davida? Nihira fiderana ho an'ny anaran'i Yaveh i Davida satria nanome fandresena lehibe sy naneho ny tsy fivadiham-panekeny taminy Yaveh.