# Nahoana no mbola te hihazakazaka ary hilaza amin'i Davida ireo vaovao tsara ihany i Ahimaza? Fantatr'i Ahimaza fa efa nomen'i Joaba ny Kosita ny hafatra, fa te ho voalohany hilaza ireo vaovao mahafaly amin'i Davida i Ahimaza.