# Inona no torohevitr'i Ahitofela tamin'i Absaloma momba izay tokony ataon'i Absaloma? Natoron'i Ahitofela i Absaloma ny mba handehanany mandry miaraka amin'ireo vady mpanompon'ny rainy izay navelan'i Davida hiambina ny lapa.