# Inona nantenain'i Davida fa hataon'i Yaveh noho ny fahoriana mianjady amin'i Davida tamin'ny ozona azony tamin'izany andro izany? Nanantena i Davida fa hamaly soa an'i Davida nohon'ny ozona azony tamin'izany andro izany Yaveh.