# Inona no nataon'i Joaba rehefa niteny tamin'i Joaba ny mba handehanany sy ny mba hamerenany an'i Absaloma ny mpanjaka? Nampiankohoka ny tavany tamin'ny tany ho voninahitra sy fisaorana ny mpanjaka i Joaba.