# Nahoana no nilaza ilay vehivavy fa tahaka ny olona izay meloka ny mpanjaka? Nolazain'ilay vehivavy fa tahaka ny olona meloka ny mpanjaka satria tsy mbola namerina an-trano indray ny zanany lahy voaroaka izy. # Inona no nolazain'ilay vehivavy fa nataon'Andriamanitra raha tokony hanala ny aina Izy? Nolazain'ilay vehivavy fa Andriamanitra tsy haka ny aina; fa kosa, mahita lalana ho an'ireo izay noroahiny Izy mba ho averina indray.