# Inona no nataon'i Davida rehefa reny fa niara-niangona indray ireo Syriana ary nampiantso andiana Syriana vaovao avy any an-dafin'ny Onin'i Eofrata? Rehefa nandre ireo vaovao ireo i Davida, dia nanangona ny Israely rehetra, niampita an'i Jordana, ary tonga tao Helama mba hiady amin'ireo Syriana izy. # Inona no nataon'ireo mpanjaka rehetra izay mpanompon'i Hadadezera rehefa hitan'izy ireo fa resin'Israely izy ireo? Nihavana tamin'ny Israely ireo mpanjaka izay mpanompon'i Hadadezera ary lasa mpanompon'izy ireo.