# Inona no nentin'i Davida tamin'ny vahoakany rehetra? Nitondra ny rariny sy ny fahamarinana tamin'ny olony rehetra i Davida. # Iza no mpanolotsain'ny fitarihan'i Davida mpanjaka? Ireo zanaka lahin'i Davida mpanjaka no mpanolotsain'ny fitarihan'i Davida mpanjaka.