# Inona no nolazain'i Yaveh mahakasika ny ankohonan'i Davida sy ny fanjakany? Nolazain'i Yaveh fa ny tranon'i Davida sy ny fanjakany dia ho azo antoka mandrakizay eo anatrehan'i Davida.