# Fanontaniana inona no napetrak'i Yaveh tamin'i Davida momba izay mpitarik'Israely hatramin'izao andro ankehitriny izao? Nanontany an'i Davida i Yaveh raha efa nilaza Yaveh hoe: "Nahoana ianareo no tsy nanamboatra trano sedera ho Ahy?" tamin'izay mpitarik'Israely izay notondroin'i Yaveh.