# Inona no nolazain'i Natana tamin'i Davida talohan'ny nahatongavan'ny tenin'i Yaveh tamin'i Natana? Hoy Natana tamin'i Davida hoe: "Mandehana, ataovy izay ao am-ponao, fa homba anao Yaveh."