# Inona no nozarain'i Davida tamin'ny vahoaka rehetra, ny lehilahy sy ny vehivavy? Nizara mofo, teti-kena, ary mofomamy misy voaloboka tamin'ny vahoaka rehetra, dia ny lehilahy sy ny vehivavy i Davida.