# Inona no tsapan'i Davida momba izay nataon'i Yaveh tamin'i Oza? Tezitra i Davida satria namely an'i Oza i Yaveh, ary natahotra an'i Yaveh i Davida tamin'izany andro izany.