# Amin'ny teny fohifohy dia inona no nolazain'i Abnera tamin'ireo loholon'Israely? Nilaza tamin'ireo loholon'Israely i Abnera fa tokony hataon'izy ireo ho mpanjakany araka izay nirian'izy ireo hatao tany aloha i Davida