# Nahoana no nandefasan'i Yaveh liona teo amin'ireo firenena vaovao tao Samaria? Tsy nanome voninahitra an'i Yaveh ireo firenena tao Samaria, ka noho izany dia nandefasan'i Yaveh liona teo amin'izy ireo.