# Inona no nahatonga ny olona nanana fandrisihana hanome vola ho an'ny tempoly? Ny fandrisihan'i Yaveh tao am-pon'izy ireo no nahatonga azy ireo nanome vola.