# Inona no hiantson' i Jaona ireo izay tsy mibebaka fa i Jesosy Kristy dia ho avy ara-nofo? Nantsoin'i Jaona ho mpamitaka sy antiKristy ireo izay tsy mibebaka fa i Jesosy Kristy dia ho avy ara-nofo. # Inona no nolazain'i Jaona fa tokony hotandremana tsy hataon'ireo mpino? Nilaza an'ireo mpino i Jaona hitandrina mba tsy hahavery ireo zavatra izay efa vitan'izy ireo rehetra.