# Nahoana i Jaona no faly? Faly i Jaona satria nahita ny zanak'ireo vehivavy sasantsasany izy mandeha amin'ny fahamarinana. # Inona no didy no nolazain'i Jaona fa nananan'izy ireo hatramin'ny fiandohana? Nilaza i Jaona fa nanana ny didy mba hitia ny tsirairay hatramin'ny fiandohana izy ireo. # Inona no nolazain'i Jaona fa fitiavana? Nilaza i Jaona fa ny fitiavana dia ny fanarahana ny didin'Andriamanitra.