# Ho famaranana, inona no tian'i Paoly hataon'ireo Kotintiana? Tian'i Paoly hifaly, hiasa ho amin'ny famerenana amin'ny laoniny, hifanaiky, hiaina am-piadanana, ary hifampiarahaba amin'ny fanorohana masina izy ireo.