# Impiry izay no nandalovan'i Paoly tany amin'ireo mpino Korintiana tamin'ny fotoana nanoratana ny 2 Korintiana? Fanintelony izao no nahatongavan'i Paoly tany amin'izy ireo tamin'ny fotoana nanoratana ny 2 Korintiana.