# Momba ny inona no nolazain'i Paoly fa hireharehany ankehitriny? Nilaza Paoly fa handeha hirehareha momban'ny fahitana sy fanambarana avy amin'ny Tompo izy. # Inona no nitranga tamin'ilay lehilahy tao amin'i Kristy efa efatra ambin'ny folo taona lasa? Nalaina hiakatra tany amin'ny lanitra faha-telo izy.