# Inona no natahoran'i Paoly mahakasika an'ireo mpino Korintiana? Paoly dia natahotra sao ny eritreritr'izy ireo mety hiala amin'ny fanoloran-tena amin-kitsim-po sy madio amin'i Kristy.