# Nampaninona an'ireo mpino Korintiana ny taratasin'i Paoly teo aloha? Valin'ilay taratasy nosoratan'i Paoly teo aloha dia niaina alahelo, fahoriana ao amin'Andriamanitra ireo mpino Korintiana. # Nampaninona an'ireo mpino Korintiana ny fahoriana tao amin'Andriamanitra? Nitondra fibebahana ho azy ireo ny alahelo.