# Inona no tian'i Paoly ataon'ireo mpino Korintiana ho azy sy ireo mpiara-dia aminy? Tian'i Paoly izy ireo mba "Handray azy ireo!" # Inona no teny fampaherezana ananan'i Paoly ho an'ireo mpino Korintiana? Paoly niteny tamin'ireo mpino Korintiana fa ao am-pony sy ireo mpiara-mitory aminy izy ireo, miara-maty ary miara-velona. Nilaza azy ireo koa Paoly fa manana fahatokisana lehibe amin'izy ireo ary mirehareha nohon'ny amin'izy ireo.