# Inona no nambaran'i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy momban'i Jesosy sy momba ny tenan'izy ireo? Izy ireo dia nanambara an'i Kristy Jesosy ho Tompo ary ny tenan'izy ireo ho mpanompon'ny fiangonana Korintiana nohon'ny amin'i Jesosy.