# Inona no misy miaraka amin'ny Fanahin'ny Tompo? Izay misy ny Fanahin'ny Tompo, dia misy fahafahana. # Hiova ho inona ireo rehetra mahita ny voninahitry ny Tompo? Izy ireo dia hiova ho ao amin'ny voninahitra mitovy izay avy amin'ny voninahitra ho amin'ny voninahitra.