# Inona no antony nanomezan'i Kristy antsika ny Fanahy ho ao am-pontsika? Nanome antsika ny Fanahy Izy ho antok'izay mbola ho omeny ao aoriana.