# Inona no notadiavin'ireo mpisorona rehefa nentiny nivoaka tao an-tranon'i Yaveh ny vola? Ireo mpisorona dia nitady ny bokin'ny lalàn'i Yaveh izay efa nomena an'i Mosesy.