# Mpanajaka toa inona i Manase nandritry ny dimy amby dimam-polo taona? Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh izy, nanao sampy izay efa noravan'i Hezekia indray, ary nanompo ireo kitan'ny lanitra.