# Aiza ny ambin'ny asan'iAhazia no voasoratra? Ny ambin'ny asan'i Ahazia dia voasoratra voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Joda sy Israely. # Iza no lasa mpanjaka taorian'ny nahafatesan'i Ahaza ka nalevina tany Jerosalema? Hezekia, zanaka lahin'i Ahaza, no lasa mpanjaka tamin'ny toerany.