# Taiza i Jotama no nilevina rehefa maty izy? Nilevina tao amin'ny tanĂ n'i Davida i Jotama. # Iza no mpanjakan'i Joda taorian'ny nahafatesan'i Jotama? Ahaza, zanaka lahin'i Jotama, no lasa mpanjaka teo amin'ny toerany.